27 - Harena voajanahary any anaty ranomasina

Harena voajanahary any anaty ranomasina 27
Lot 4 www.fresqueduclimat.org 27 Ny "Ptéropodes" sy ny "coccolithophores" no fototry ny rojon - tsakafo. Ny tsy fisian'izy ireo intsony dia loza manambana hoan'ny harena voajanahary any anaty ranomasina. Ny rano miha mafana ihany koa dia mitana andraikitra lehibe amin'ny fahalemen'ny harena voajanahary any anaty ranomasina.

2
Causes

Fiakaran'ny hafanan'ny rano

Fiakaran'ny hafanan'ny rano


"Ptéropodes" sy "coccolithophores"

"Ptéropodes" sy "coccolithophores"


1
Consequence

Mosary

Harena voajanahary any anaty ranomasina

Yes, because of fishing.

5
Other possible causes

Asa aman-draharaha ataon'ny zanak'olombelona

Asa aman-draharaha ataon'ny zanak'olombelona

With this link, we highlight all the degradations that humans are inflicting on marine life such as plastic pollution and overfishing. It's irrelevant to climate change, but it's interesting to make the connection anyway.
Angovo fôsily

Angovo fôsily

Oils slicks in the ocean are an example of a link between fossil fuels and marine biodiversity.
fitsonik'ireo ranomandry eny amin'ny ranomasina

fitsonik'ireo ranomandry eny amin'ny ranomasina

There's probably some sort of link here...
Ny olan'ny "calcification"

Ny olan'ny "calcification"

Calcification problems do not only affect pteropods and coccolithophores. Coral reefs are also affected, for example, so this link is acceptable.
Harena voajanahary eto ambonin'ny tany

Harena voajanahary eto ambonin'ny tany

1
Other possible consequence

Harena voajanahary eto ambonin'ny tany

Harena voajanahary any anaty ranomasina

↩ Back