18 - fitsonik'ireo ranomandry eny amin'ny ranomasina

Fitsonik'ireo ranomandry eny amin'ny ranomasina 18 Photo : NASA
Lot 1 www.fresqueduclimat.org 18 Ny fitsonik'ireo ranomandry eny amin'ny ranomasina dia tsy miteraka fiakaran'ny rano ( tsy mampihoatra ny taoka ao anaty vera ny fitsoniky ny gilasy ao anatiny ). Mamela toerana somary maloka izay maka taratry ny masoandro kosa anefa ilay izy mitsonoka .

1
Cause

Fifandanjana angovo

Fifandanjana angovo


3
Other possible consequences

"Forçage radiatif"

fitsonik'ireo ranomandry eny amin'ny ranomasina

When the ice pack melts, a white surface is replaced by a dark blue surface, which has a lower albedo and therefore absorbs more energy. This relationship is not essential but it does allow another feedback loop of the game to be put forward.
Harena voajanahary eto ambonin'ny tany

fitsonik'ireo ranomandry eny amin'ny ranomasina

The poor polar bear is a powerful symbol of the climat. If players make this connection, suggest they draw a bear!
Harena voajanahary any anaty ranomasina

fitsonik'ireo ranomandry eny amin'ny ranomasina

There's probably some sort of link here...

3
Wrong consequences

Entona maitso fanampiny

fitsonik'ireo ranomandry eny amin'ny ranomasina

This link would mark confusion with the amplifying effect due to albedo. The white sea ice melts to reveal a darker surface underneath and the extra energy absorbed warms the Earth. This mechanism is called albedo and has nothing to do with the greenhouse effect. It belongs to the orange arrows on card 13, not to the red arrows.
Fikorotanan'ny tsingerin'ny rano

fitsonik'ireo ranomandry eny amin'ny ranomasina

The melting of the Arctic ice pack, but also the melting of Greenland's glaciers may lead, in the distant future, to a disruption of the thermohaline circulation (which gives rise to the Gulf Stream). But beware, the "Water Cycle" card does not refer at all to the thermohaline circulation.
Fiakaran'ny ranomasina

fitsonik'ireo ranomandry eny amin'ny ranomasina

This it the trap in which participants can fall while playing with cards set n1. Therefore, do not ask them to read the cards from the beginning. Once they have put them in place, ask them to read the texts.
↩ Back