19 - fitsonik'ireo ranomandry ety ambonin'ny tany

Fitsonik'ireo ranomandry ety ambonin'ny tany 19 + 7 m +54m
Lot 3 www.fresqueduclimat.org 19 Ireo ranomandry ety ambonin'ny tany amin'ny ankapobeny dia i "Groënland" sy "l'Antarctique". Raha mitsonoka tanteraka izy ireo dia mahatonga fiakaran'ny ranomasina 7 m raha i "Groënland ary 54 m kosa raha "l'Antarctique". Nandritra izay vanim - potoana farany izay, navesan - danja ireo ranomandry ireo satria ny haavoan'ny ranomasina dia niiba 120 m raha mihoatra any amin'izao fotoana izao

1
Cause

Fifandanjana angovo

Fifandanjana angovo


2
Consequences

Fiakaran'ny ranomasina

fitsonik'ireo ranomandry ety ambonin'ny tany


"Hydrates de méthane"

fitsonik'ireo ranomandry ety ambonin'ny tany

Freshwater coming from the melting of Greenland may threaten the thermohaline circulation.

1
Other possible cause

Fikorotanan'ny tsingerin'ny rano

Fikorotanan'ny tsingerin'ny rano

It's a bit technical, but the blue part of the map of Antarctica on card 19 represents a gain in mass due to an increase of precipitations. The red part represents a loss in mass. In total, Antarctica is losing mass.
↩ Back