21 - Fiakaran'ny hafanana

+ 5 ° C + 2 ° C + 1 ° C Fiakaran'ny hafanana 21
Lot 1 www.fresqueduclimat.org 21 Ny hafanan'ny rivotra eny amin'ny tany no resaka eto. Efa niakatra nanakaiky ny 1 ° C nanomboka ny taona 1900. Araka ny zava - misy, hiakatra 2 ° C hatramin'ny 5 ° C izy io mandra - pahatongan'ny taona 2100. Tamin'ny vanim - potoana farany nisian'ny ranomandry betsaka nitsonika (efa 20 000 taona lasa), niiba 5 ° C amin'ny refiny amin'izao fotoana izany anefa izy...ary ny fitsoniky ny ranomandry dia naharitra 10 000 taona!

1
Cause

Fifandanjana angovo

Fifandanjana angovo

As mentionned on card 21, this is the temperature of the air, above ground, in average on the Earth.

5
Consequences

Fikorotanan'ny tsingerin'ny rano

Fiakaran'ny hafanana


Harena voajanahary eto ambonin'ny tany

Fiakaran'ny hafanana


Fihenan'ny vokatry ny fambolena

Fiakaran'ny hafanana

In northern countries, a little increase in temperature can lead to better yields, but in southern countries, it's the contrary: Any degree warmer is a decrease in yields.
Onja mafana

Fiakaran'ny hafanana


"Permafrost"

Fiakaran'ny hafanana


2
Other possible consequences

Mpitondra aretina

Fiakaran'ny hafanana

The vectors of disease card is generally linked to the Terrestrial Biodiversity card because disease vectors are a sub-part of biodiversity, but it can also be linked to the same causes as the biodiversity card, i.e. Disruption of the Water Cycle and Rising Air Temperatures.
Fahasalaman'ny olombelona

Fiakaran'ny hafanana


↩ Back